Wikipedia:Fivoarana/*/Andriandoriamanjaka

Avy amin'i Wikipedia


Andriandoriamanjaka, tamin'ny 21 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 Ny '''Andriandoriamanjaka''' dia taranaka iray eto [[Imerina-Ambaniandro|Imerina]] no niandohany.

== Fihaviana ==

[[Rabiby]](voalohan'ny taonjato faha-16 aorian'i Kristy), mpanjaka arabo jiosy teo Ambohidrabiby dia nanan-janaka telo ka ny vavimatoa dia i Rabefaravolamanjaka ary ny vavy aivo dia i Ramaintsoanala (niova anarana ho Randapavola).

Nisy vady namboarina roa teo Ambohidrabiby tamin'ny nanjakan-dRabiby. Raha tonga hangataka an'i Rabefaravolamanjaka i Andriamanelo mpanjakan'Alasora dia