Wikipedia:Fivoarana/*/Albert Zafy

Avy amin'i Wikipedia


Albert Zafy, tamin'ny 21 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 I '''Albert Zafy''', teraka tamin'ny 1927 tany [[Ambilobe]] ([[Antsiranana]]), dia [[mpanao politika]] [[filoha]]n'i [[Madagasikara]] tamin'ny 1993 hatramin'ny 1996.

== Ny fanomboham-piainany ==

Teraka tany Ambilobe izy, ao amin'ny [[faritra]] Diana. Nianatra tany amin'ny Oniversiten'i Montpellier (Frantsa) izy. Tao aorian'ny fiverenany tany Madagasikara, lasa ministry ny fahasalaman'ny vahoaka sy ny raharaha ara-tsosialy izy tamin'ny andron'i Gabriel Ramanantsoa. Tamin'i Ratsiraka naka ny fah