Wikipedia:Fantatrao ve

Avy amin'i Wikipedia


Tsy hita eo amin'ny pejy fandraisana ny fitsipika.

Fitsipika[hanova ny fango]

  • Fampahalalàna dimy ihany no azo apetraka.
  • Tsy maintsy misy source ireo fampahalalàna ireo any amin'ny lahatsoratra nangalàna azy. Raha tsy misy source ny fampahalalàna ho apetrakao, dia tsy ilaina apetraka eto ilay fampahalalàna.
  • Rehefa te-hametraka fampahalalàna vaovao ianao, dia esory ny fampahalalàna any farany ambanin'ny lisitra.
  • Ny endrika {{tapitra}}(md) ihany no ahetsika rehefa manampy fampahalalàna vaovao, rehefa « mamafa » fampahalàna, dia afindrao eo ambony fotsiny ilay endrika fa aza fafàna ilay fampahalalàna.
  • Sary iray ihany no azo apetraka ; ilaina manao illustration ilay fampahalàna voalohany ilay sary, rehefa mitahiry ilay fampahalalàna, dia apetraho ny balizy amin'ilay rohy.
  • Aza atao lava loatra : fehezanteny iray any dia ampy !

Fampahalalàna[hanova ny fango]

Fampahalalàna nalaina avy amin'ny lahatsoratra teto amin'ny wikipedia.


  • ...
  • ...
  • ...
  • ...
  • ...