Wikipedia:Fanapahan-kevitra

Avy amin'i Wikipedia


PEJY FANAPAHAN-KEVITRA ETO AMIN'NY WIKIPEDIA

Tsindrio ra tia hametraka hevitra

Ity ny pejy fanapahan-kevitra eto amin'ny wikipedia malagasy, mila manaraka ny fitsipikany izay olona tia hanometraka hevitra ato.

Ny paika[hanova ny fango]

Tsy maintsy mampiasa ny endrika {{hevitra}}(md) ny mpikambana izay te-hametraka ny heviny ato, raha tsy izany dia hikorontana be ny eto. Ny fehezanteny ampiasaina rehefa te-hametraka hevitra dia io. Ambangovangony fotsiny io, fa afaka jereina eto amin'ity pejy fanampiana eto ny antsipirihany.

Fehezanteny fotony[hanova ny fango]

{{hevitra
|lohateny=
|sokajy=
|sonia=
|ambangovangony= <!-- Ilaina be : Aza adino no mameno an'ity fizaràna ity. --->
}}