Hankany amin'ny vontoatiny

Wikipedia:Efemerida/4 Desambra

Avy amin'i Wikipedia

Androany 04 desambra

  • 1973 - no teraka i Cynthia SARDOU, antsoina koa hoe Li Lou, frantsay, mpanao gazety ary mpanoratra tantara foronina. Nandalo fotoan-tsarotra ara-pianakaviana tokoa tamin'ny fahazazany, ary noho izany dia nilaza ankitsirano tao anatin'ny tantara nosoratany voalohany fa tsy iriny ny hanononana an'i Michel SARDOU, ilay mpihira malaza ho rainy. Ny reniny moa dia Françoise PETTRE