Wikipedia:Efemerida/28 Desambra

Avy amin'i Wikipedia

KIDNAPPING : Tsy nitaky 1,5 Tapitr'isa Euro intsony ireo olona naka an-keriny an'i Arnaud tany Toamasina ny 23 Novambra lasa teo fa kosa mitaky 300 Tapitr'isa Ariary ho takalon'ny fanafahana azy.