Aller au contenu

Tranonkala

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Web)
sary ny World Wide Web nataon'i Robert Cailliau

Ny World Wide Web na Tranonkala, na Web fotsiny dia rafitra ara-panjakana mande ambon'ny Internet, ary afaka vangiana amin'ny rindrankajy internet ny pejy voatahiry anatin'ny tranonkala.

Isa ny zava-misy anatin'ny internet ny Web. Misy koa ny fampiasan'ny Internet afa, otra ny imailaka, ny Usenet, ny imailaka « instantane » sns. Voaforona teo arianan'ny Internet ny Web, fa ny web no nampalaza ny Internet.

Noho fivoaran'ny teknolojia, ny rehetra dia afaka mahazo ny tranonkalany avokoa ka afaka hita amin'ny aterineto. Ny zavatra 2 takiana dia: Adiresindrohy (domaine) sy Fitehirizana (Hebergement).