Vovobony

Avy amin'i Wikipedia
Vovobony avy amin' ny zavamaniry isankarazany

Ny vovobony, ao amin' ny zavamaniry misy voany, dia ny vondro-tsinga lahy vokarin' ny vony: zavatra bitika izy ireo (20 hatramin' ny 55 μm ny savaivony amin' ny ankapobeny), miendrika atody, mipetaka eny amin' ny tendron’ ny lahimbony.