Tyto alba
Fiseho
(tonga teto avy amin'ny Vorondolo tranom-borona)

Ny Tyto alba dia vorondolo miely indrindra eran-tany (Eorôpa sy Azia Atsimo ary Afrika), afa-tsy ny Antarktika sy any amin'ny nosy sasany. Io no karazana Strigiformes miely indrindra eran-tany. Ao amin' ny fianakaviana Tytonidae. ity karazana ity. Vorondolo antonony lehibe izy ireo ary lehibe ny lohany ary manana tarehy endrika fo.