Voina tao Chernobyl
Apparence
Ny voina tao Chernobyl dia loza niokleary nitranga tamin'ny 26 Aprily 1986 tao amin'ny mpiharo nioklearin'i Lenina ao Okraina. Ny vokatr'io voina io dia ny fiempo ny fo ny reaktora, ny fivotsorana ny radioaktivite manerana ny tontolo manodidona, ary olona maty maromaro na avy amin'ny taratra. Io voina io hany no voina voasokajy ho tena nampidi-doza indrindra hatr'izay ka hatramin'izao.