Vodivona

Avy amin'i Wikipedia

Ny vodivona na menakely, tamin' ny andro faha mpanjaka, dia faritany nofehezin' andriana napetraky ny mpanjaka tao, izay natao indrindra hoe tompom-bodivona na koa tompo-menakely[1].

Loharano sy fanamarihana[hanova | hanova ny fango]

  1. Rajemisa-Raolison Régis, "Vodivona" ao amin' ny Rakibolana malagasy, Ambozontany. Antananarivo, 1985.