Hankany amin'ny vontoatiny

Voamanitra

Avy amin'i Wikipedia
Voamanitra
Voamanitra lena
Hazom-boamanitra

Ny voamanitra dia voankazo kely manitra: albomeninan' ny vihim-boa miendrika atody avy amin' ny hazo maniry manodidina ny faritra trôpikaly, ao amin' ny fianakavian ny Myristicaceae, izay mahatratra 10 hatramin' ny 15 m. Atao hoe Myristica fragrans ny anarana ara-tsiansan' ny zavamaniry mamokatra azy.