Aller au contenu

Voalavo (zôdiaka sinoa)

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Voalavo (zodiaka))
Voalavo

Ny voalavo na totozy (鼠) no voalohany amin' ny tsingerin' ny biby miverimberina 12 taona izay miseho amin' ny zôdiaka sinoa, izay anisan' ny rafitra kalandrie sinoa (miaraka amin' ny rafitra mitovy amin' izany ampiasaina any an-kafa). Ny taonan' ny voalavo amin' ny teny sinoa mahazatra dia: 鼠年; pinyin: shǔnián. Ny voalavo dia mifandray amin' ny sampana voalohany amin' ny marika sampana eto an-tany 子 (zǐ), izay manomboka miverimberina roa ambin' ny folo taona.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]