Varotra ambongadiny
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny varotra ambongadiny dia famarotana entana amin'ny isany be dia be amin'ny mpivarotra antsinjarany[1]. Ny mpivarotra ambongainy matetika dia mividy entana avy amin'ny ozinina na mpamokatra, ary afaka mampivondrona manangona ary manasokajy ny vokatra. Ny varotra ambongadiny dia karazana asa ara-barotra mifandraika amin'ny fividianana sy fivarotana entana ho an'ny fampiasana azy ireo amin'ny raharaham-barotra (ao anatin'izany ny fivarotana indray) na ho an'ny tanjona hafa tsy mifandraika amin'ny fampiasana manokana, fianakaviana, trano ary fampiasana hafa mitovy amin'izany.[2]
Fanamarihana[hanova | hanova ny fango]
- ↑ Wholesale & Retail Trade www.guidetobceconomy.org
- ↑ Famaritana ara-dalàna ny varotra.