Aller au contenu

Valantsa

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Valencia)
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Valantsa
-
Velarantany NC
Isam-ponina 805,304 mpo. mponina
Tanànan-dehibe 805,304 mpo.
Ben'ny tanàna Joan Ribó
Firenena NC
Faritany NC
Faritra NC


Ny Valantsa (València amin'ny fiteny valentsiana, Valencia amin'ny fiteny Espaniola) dia tanàna any Espaina, any antsinanana ao espaina, voaforon'i Junius Brutus Callaicus ny tanànan'ny Valentsa tamin'ny 138 AJK ny anarany tamin'io fotoana io dia Valentia Edetanorum, ny renirano Turia no miampita ny tanàna.

Jereo koa/Lahatsoratra ilaina[hanova | hanova ny fango]