Hankany amin'ny vontoatiny

Tsoka

Avy amin'i Wikipedia

Ny tsoka, izay tambatsela velona any ampovoan' ny taolana be, dia manamboatra ny selan' ny ra: ny sela fotsy, ny sela mena sy ny takela-dra. Manana karazana sela manokana ny tsoka: ny CSH na foto-tsela mpanao ra) sy ny sela ny stirôma mediolera (sela mpanao ra). Ao amin' ny olombelona, manamboatra ra daholo ny selan' ny tsoka manomboka amin' ny fahaterahana hatramin' ny dimy taona. Ao aorian' izany, any amin' ny taolana fohy sy taolana fisaka ihany sisa ny manamboatra ra, indrindra ny taolan' ivotratra, ny taolan-tritry (taolan-tehezana), ny taolan-damosina ary ny ila taola-maoja

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.