Tsindranolahy

Avy amin'i Wikipedia

Ny tsindranolahy dia vatan-dehilahy mahatoky ny mpanjaka na ny andriana na tamin' ny tanjany na tamin' ny toetrany, ka nofidiny mba hiaro sy hiambina azy ary tsy misaraka aminy mihitsy amin' ny toerana rehetra alehany. Misy koa ny tsindranovavy, izay vehivavy ao amn' ny sarangan' ny tsindrano.