Aller au contenu

Tojo Ravalomanana

Avy amin'i Wikipedia

Tojo Ravalomanana dia mpanao politika malagasy ary zanaky ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana.

Tiako i Madagasikara ny antokony. Izy no kandidàn’izy ireo ho Ben' ny tanànan' Antananarivo.[1]

Izy dia manambady an'i Claudia Andriamboavonjy.