Hankany amin'ny vontoatiny

Thiruvananthapuram

Avy amin'i Wikipedia
Thiruvananthapuram
VelarantanyNC
Haavo
Isan'ny mponina744 739 mpo.
Renivohitra-
Ben'ny tanànaC. Jayan Babu
FirenenaIndia
Fanjakana
FaritanyKerala
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrinaThiruvananthapuram
തിരുവനന്തപുരം
Tiruvanantapuraṁ
Trivandrum

Thiruvananthapuram ((ml)), തിരുവനന്തപുരം (Tiruvanantapuraṁ) amin'ny fiteny malayalam, taloha nitondra ny anarana Trivandrum, dia renivohitr'i Kerala any India ary renivohitra ny distrikan'ny Thiruvananthapuram. Any amin'ny lafiny andrefan'i India ny misy ary, akaiky ny tanjona atsimo ny India.

Thiruvananthapuram ny tanàna ngeza indrindra any India. 745 000 ny isa ny olona miaina any, izy ny tanàna be mponina indrindra any Kerala. Miisa 1 tapitrisa mponina ny tanànan-dehibeny.

Renivohi-paritany izy, noho izany betsaka ny birao misy any toy ny orinasa federaly sy eo akaiky. Fo ara-politikan'ny Kerala Thiruvananthapuram, any koa dia betsaka ny fianarana toy ny oniversiten'ny Kerala, any ny VSSC (Vikram Sarabhai Space Centre), ny Technopark sy ny IIST (Indian Institute of Space Science and Technology).