The Princess and the Frog

Avy amin'i Wikipedia
The Princess and the Frog
Firenena Etazonia
Fiteny anglisy

The Princess and the Frog (Frantsay: La Princesse et la Grenouille, Malagasy: Ny Princesse sy ny Grenouille) dia horonantsary amin'ny sarimihetsika amerikana notontosain'i nataon'i Walt Disney Animation Studios, ary nivoaka tamin'ny 11 Desambra 2009. Ireo olona nampindrana ny feony ho an'io sarimiaina io dia i Anika Noni Rose, Bruno Campos, Keith David, Michael-Leon Wooley, Jennifer Cody, Jim Cummings, Peter Bartlett, Jenifer Lewis, Oprah Winfrey, Terrence Howard, ary i John Goodman.

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

Mbola ambangovangony  amin'ny resaka horonantsary ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.