The Little Mermaid (horonantsary, 1989)
Fiseho
| The Little Mermaid | |
|---|---|
| Firenena | Etazonia |
| Fiteny | anglisy |
The Little Mermaid (Malagasy: Ilay Zazavavindrano kely) dia sarimiaina amerikana notontosain'i Walt Disney Feature Animation, ary nivoaka tamin'ny 17 Novambra 1989.
