The Aristocats

Avy amin'i Wikipedia
The Aristocats
Firenena Etazonia
Fiteny anglisy

The Aristocats (Frantsay: Les Aristochats, Malagasy: Les Aristochats) dia horonantsary amin'ny sarimihetsika amerikana notontosain'i nataon'i Walt Disney Productions, ary nivoaka tamin'ny 11 Desambra 1970. Ireo olona nampindrana ny feony ho an'io sarimiaina io dia i Eva Gabor, Hermione Baddeley, Phil Harris, Dean Clark, Sterling Holloway, Scatman Crothers, ary i Roddy Maude-Roxby.

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

Mbola ambangovangony  amin'ny resaka horonantsary ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.