Tendrombohitra Namuli

Avy amin'i Wikipedia
Ny tendrombohitra Namuli

Ny tendrombohitra Namuli dia tendrombohitra ao Môzambika izay manana haambo 2 419 m. Ao amin' ny faritanin' i Zambezia no misy azy. Izy no tendrombohitra faharoa ao Môzambika raha ny haambo no heverina, ka ny tendrombohitra Binga no eo alohany.