Tarawa
Fiseho
01°29′N 173°02′E / 1.483°N 173.033°E
| Tarawa | ||
| Velarantany | 31,02 km2 | |
| Isan'ny mponina | 70,090 | |
| Tanàn-dehibe | NC | |
| Ben'ny tanàna | NC | |
| Firenena | Kiribaty | |
| Fanjakana | NC | |
| Faritany | NC | |
| Faritra | NC | |
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | Tarawa | |

I Tarawa dia atoll ao amin'ny Ranomasimbe Pasifika misy mponina 70,090 (hatramin'ny 2020), indrindra amin'ny foko Micronesian. Ny atoll no lehibe indrindra ao amin'ny Nosy Gilbert. Amin'izao fotoana izao, io no atoll lehibe indrindra amin'ny Repoblikan'i Kiribaty, ary Tarawa Atsimo ny renivohiny.
Tantara
[hanova | hanova ny fango]Nandritra ny Ady Lehibe II, dia nofehezin’i Japana i Tarawa teo anelanelan’ny 1941 sy 1943. Tamin’ny 20 Novambra 1943, dia nisy ady tany Tarawa. Tamin’io andro io, dia tonga tao Tarawa ny miaramilan’ny tafika an-dranomasina amerikanina. Nahavita nisambotra ny atoll ny Marines rehefa afaka telo andro.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Tarawa |