Aller au contenu

Taom-baovao sinoa

Avy amin'i Wikipedia
Taom-baovao sinoa

Taom-baovao sinoa, no fetibe ankalazana ny fiandohan' ny taom-baovao amin' ny kalandrie sinoa nentim-paharazana. Manamarika ny fiafaran' ny ririnina sy ny fiandohan' ny vanim-potoanan' ny lohataona, ny voalohany amin' ny fe-potoana efatra amby roapolo amin' ny masoandro izay ankalazain' ny karnavaly manodidina ny taom-baovao sinoa. Ny fankalazana mahazatra dia manomboka amin' ny taom-baovao, ny takariva alohan' ny andro voalohany amin' ny taona ka hatramin' ny fetiny, izay atao amin' ny andro faha-15 amin' ny taona.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]