Fiarakaretsaka

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Taksy)
Fiarakaretsaka fitondrana mpizaha tany any Tonizia.

Ny fiarakaretsaka na taksy dia fiarakodia, amin' ny ankapobeny madinika, atokana ho an' ny fitaterana ny mpandeha sy ny entany manokana, andoavam-bola, ka mametraka azy ireo akaikin' ny toerana tiany haleha (akakin' ny vavahady, akaikin' ny varavarana, sns) araka izay azo atao, fa tsy amin' ny toeram-piatsonana na toeram-pijanonana voafaritra mialoha.