Hankany amin'ny vontoatiny

Sydney (Nova Scotia)

Avy amin'i Wikipedia

46°08′06″N 60°10′59″W / 46.135100°N 60.183100°W / 46.135100; -60.183100

Sydney
VelarantanyNC
Isan'ny mponina30,000
Tanàn-dehibe
Ben'ny tanàna
Firenena Kanada
Fanjakana
FaritanyNova Scotia
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrina

Sydney dia tanàna tsy miankina taloha ao Nova Scotia ao  Kanada. Tafiditra ao amin'ny Kaominin'ny Faritra Cape Breton izy io nanomboka ny 1 aogositra 1995.

Olona 30.000 eo ho eo no mipetraka ao Sydney. Manodidina ny 38.000 ny mponina ao amin'ny faritr'i Sydney lehibe kokoa.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]
    Mbola ambangovangony  amin'ny resaka Kanada ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

    Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
    Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.