Suleiman I
Fiseho
(tonga teto avy amin'ny Suleiman the Magnificent)
| Suleiman I | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Suleiman I | ||
| Teraka | 6 Novambra 1494 | ||
| Toerana | - | ||
| Maty | 5 Septambra 1566 | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | Empira Ôtômàna | ||
| Asa : | |||
| Fiainana manokana | |||
Suleiman I dia pôeta teraka ny 6 Novambra 1494 ary maty ny 5 Septambra 1566, nanjaka tamin'ny 1520 ka hatramin'ny 1566 ho Sultan fahafolo an'ny Empira Otomana. Heverina ho iray amin'ireo mpitondra Otomana manan-danja indrindra izy. Nandritra ny efapolo taona mahery nanjakany, dia nahatratra ny fara tampony ny velarana ara-jeografika sy ny fahefany.
Ny fiainany manokana
[hanova | hanova ny fango]I Selim I no rainy. Ny vadiny dia i Roxelana, i Mahidevran, i Gülfem i Hatun, ary i Fülane Hatun. Ny zanany dia i Şehzade Mustafa, i Şehzade Mehmed, i Mihrimah Sultan, i Selim II, ary i Şehzade Beyazıt.
