Aller au contenu

SpongeBob SquarePants

Avy amin'i Wikipedia

SpongeBob SquarePants dia andian-tsarimihetsika Amerikana noforonin'i Stephen Hillenburg, mpanabe siantifika an-dranomasina, izay nalefa tao amin'ny Nickelodeon ho toy ny tsikombakomba taorian'ny 1999 Kids Choice Awards tamin'ny 1 Mey 1999, ary navoaka tamin'ny fomba ofisialy tamin'ny 17 Jolay 1999.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.