Aller au contenu

Soroka

Avy amin'i Wikipedia
Soroka

Ny soroka dia faritry ny tena eo amin' ny fihaonan' ny vatana sy ny rantsam-batana ambony, izay misy taolana telo: ny taolampanavy sy ny rangomaina ary ny taolan-tsandry, ary koa ny nofotra sy ny rohinofo ary ny hozatra manapy azy.

Ny soroka dia tokony ho afa-mihetsika tsara hahafahan' ny sandry sy ny tanana mihetsika malalaka, ary tokony ho marin-toerana tsara hahafahana manatanteraka hetsika toy ny fanaingana sy ny fanosehana ary ny fisintonana.