Sokitra

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche

Ny sokitra na sikotra dia fanamboarana sary na soratra amin' ny hazo na vato na zavatra mivaingana hafa izay fandrahana mba hampiseho faritra mivohitra na lempona. Ny vokatra azo avy amin' izany dia ny sary sokitra na sary sikotra.