Sodina

Avy amin'i Wikipedia
Sodina

Ny sodina dia zavamaneno tsofina amin' ny vava, toy ny fantsona mahitsy, misy lavaka milahatra manaraka ny halavany izay tampenana manontolo amin' ny rantsan-tanana afa-tsy ny iray izay avela hivoha mba hivoahan' ny haavompeo tiana ho heno. Amin' ny teny indôneziana dia atao hoe suling ny sodina.

Mpitsoka sodina malagasy malaza[hanova | hanova ny fango]