Snow White and the Seven Dwarfs (horonantsary, 1937)

Avy amin'i Wikipedia
Snow White and the Seven Dwarfs
Firenena Etazonia
Fiteny anglisy

Snow White and the Seven Dwarfs dia klasika Disney voalohany indrindra, niseho voalohany tamin'ny 21 desambra 1937 tao amin'ny Carthay Circle Theater. Ity sarimihetsika ity dia nalaina avy amin'ilay angano mitovy lohateny aminy, nosoratan-dry Grimm mirahalahy (Brüder Grimm) tamin'ny 1812. Anisan'ny nanome aina ny tantara ry Adriana Caselotti, Lucille La Verne, Pinto Colvig, Roy Atwell, ary i Otis Harlan.

Mbola ambangovangony  amin'ny resaka horonantsary ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.