Silamo ao Gabôna

Avy amin'i Wikipedia

Vitsy ny Miozolmana ao Gabôna, izay eo amin' ny 10 %n' ny mponina, izay manaraka ny firehana sonita.

Niova finoana ho amin' ny fiavavahana silamo ny filoham-pirenena Bongo tamin' ny taona 1973 sady nanampy anarana silamo (Omar) ny anarany ka nahatonga azy hatao hoe Omar Bongo, sady nanova ny lamina ahitana antoko pôlitika maro ho rafitra tsy ahitana afa-tsy antoko tokana. Na dia ny Kristiana aza no maro anisa dia nampidirin' i Omar Bongo ao amin' ny Fikambanam-piaraha-miasan' ny firenena silamo (anglisy: Organisation of Islamic Cooperation) tamin' ny taona 1974.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]