Seranam-piaramanidina Iraisam-pirenenan'i Tunis-Carthage

Avy amin'i Wikipedia

Coordinates: 36°51′04″N 10°13′38″E / 36.85111°N 10.22722°E / 36.85111; 10.22722

Seranam-piaramanidina
Iraisam-pirenenan'i Tunis-Carthage
Seranam-piaramanidina hita avy amin'ny tarmac
Code AITA
TUN
Code OACI
DTTA
Firenena Tonizia
Tanàna Tunis
Karazana sivily
Mpitantana OACA
Haabo 7 m 22 ft
Refim-pehintany 36°51′04″N
Laharan-jarahasina 10°13′38″E
Lalana
Todika Halava Velarana
metatra feet
01/19 3 200 10 499 varafasy
11/29 2 840 9 318 varafasy
Sokajy
Seranam-piaramanidinaseranam-piaramanidina araka ny firenena
Lisitra
Lisitra ny Seranam-piaramanidinaaraka ny kaody AITA
araka ny isan'ny mpandeha

Ny Seranam-piaramanidina Iraisam-pirenenan'i Tunis-Carthage (مطار تونس قرطاج الدولي) (kaody AITA : TUN, kaody OACI : DTTA) dia seranam-piaramanidina iraisam-pirenena iray any Tonizia. Valo kilometatra any avaratra andrefan'i Tunis ny misy azy. Nosokafana tamin'ny 1940 izy.

Mitondra ny anaran'i Carthage ilay seranam-piaramanidina, any andrefan'i tanànan'ny Carthage ny misy ilay seranam-piaramanidina. Tamin'izy nosokafana tamin'ny 1940, Tunis-El Aouina ny anaran'ilay seranam-piaramanidina.

Ny OACA ny orinasa mitantana io seranam-piaramanidina io, ny ankabiazan'ny seranam-piaramanidina tonizianina dia voatantan'io orinasa io.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.