Seleria
Fiseho

Ny seleria dia zavamaniry ao amin' ny fianakaviana Apiaceae izay ambolena ho anana hatramin' ny fahagola. Ny seleria dia manana taho lava miboridana miendrika ravina.