Saturn V

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Wiki letter w.svg   Ity pejy ity dia pejy manirery ary tokony asiana rohy manketo ny pejy hafa. (Martsa 2010)

Asio rohy manketo ny lahatsoratra hafa misy fifandraisana amin'ny lazain' ity lahatsoratra ity.

Ny mpanipy saturn V

Saturn V dia anarana mpanipy ampiasain'ny NASA ho an'ny tetikasa Apollo sy skylab tamin'ny 1967 hatramin'ny 1972, tamin'ny fifaninanan'ny amerikana sy ny sovieika.

Mpanipy manan-drihana, mampiasa ergol ranoka, karazany farany amin'ny fianankavian'ny Saturn namboarin'i Wernher von Braun any amin'ny MSFC any Huntsville, Alabama, miara-miasa amin'ny orinasa Boring, North American Aviation, Douglas Aircraft ary IBM

Saturn V dia mpanipy any amin'ny habakabaka ngeza indrindra n anatanterahana tetikasa, na amin'ny lafin'ny haabo sy ny lanja am-pihaingàna io na ny lanja ilaina alefa any amin'ny habakabaka. Ny fioze rosy Energia, izay nanaovana test sy nanipiana ny navette Bourane fotsiny, no natanjaka noho ny Saturn.

Betsaka ny orinasa nanamboatra ny rihana ny Saturn V. Ilay orinasa nanamboatra ny rihan'ny Saturn V dia an'ny Boeing daholo ankehitriny.