Santarém
2°26′35″S 54°42′30″W / 2.443060°S 54.708330°W
Santarém
| |||
Velarantany | 17 898 km2 | ||
Isam-ponina | 331 942 mponina | ||
Tanànan-dehibe | NC | ||
Ben'ny tanàna | NC | ||
Firenena | Brazila | ||
Faritany | Pará | ||
Faritra | NC |
Santarém dia tanàna ao amin'ny faritany mizaka tenan'i Pará ao amin'ny Brazila, ary fahatelo be mponina indrindra ao amin'ny fanjakana, ao ambadiky ny renivohitra Pará (Belém) sy Ananindeua ihany.
Lalana
[hanova | hanova ny fango]Santarém dia manana fiantsonan'ny fiara fitateram-bahoaka. Ny lalana federaly Santarém-Cuiabá (BR-163) izay mampitohy an'i Santarém amin'i Cuiabá, ao Mato Grosso. Maherin’ny 1.700 kilaometatra ny halavan’ilay lalana. Avy any Santarém ka hatrany Rurópolis, vita rarivato ny lalana.
Lalam-panjakana enina no mamakivaky an’i Santarém ary mirefy 253 kilometatra
Jeografia
[hanova | hanova ny fango]Ny isam-ponina dia 331 942 mponina tamin'ny taona 2020. Eo amin’ny fihaonan’ny reniranon’i Rio Tapajós sy Amazona no misy azy io.
Noho ny rano mangatsiatsiaka amin'ny Reniranon'i Rio Tapajós, dia manana tora-pasika maherin'ny 100 kilometatra mitovitovy amin'ny ranomasina izy io.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Tsiahy
[hanova | hanova ny fango]
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Santarém |