Hankany amin'ny vontoatiny

Salzburg

Avy amin'i Wikipedia

47°47′58″N 13°02′38″E / 47.799410°N 13.043990°E / 47.799410; 13.043990

Salzburg
-
Velarantany65,65 km2
Haavo424 m
Isan'ny mponina157,399
Ben'ny tanàna
Firenena Aotrisy
FanjakanaSalzburg (Land)
Faritany
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrina

Salzburg dia tanàna ao amin'ny fanjakana federaly tenan'i Salzburg ao  Aotrisy.

Jeografia

[hanova | hanova ny fango]

Ny isam-ponina dia 157.399 mponina. Ny avaratra andrefan'i Salzburg dia mifanila amin'i Freilassing any  Alemaina ( Bavaria, distrikan'i Berchtesgadener Land), ny ambin'ny faritra ao an-tanàna dia mifanila amin'ny distrikan'i Salzburg-Umgebung.

Eo amin'ny lalambe mampitohy an'i München (Alemaina) sy Bozen sy Verona (Italia) no misy an'i Salzburg.

Kliabo Balina Kitra

[hanova | hanova ny fango]

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]