Salady
Fiseho

Ny salady dia zavamaniry isan-taona, ao amin' ny fianakaviana Asteraceae. Matetika izy io no ambolena hatao legioma ravina, fa indraindray noho ny tahony sy ny voany. Ny salady dia hita amin' ny karazan-tsakafo hafa, toy ny lasopy ary fonosana; azo andrahoina koa izy. Lactuca sativa ny anarany ara-tsiansa.