Aller au contenu

Saksôna (vahoaka)

Avy amin'i Wikipedia

Ny Saksôna dia vahoaka jermanika, mifandray ara-piteny amin' ny sampana andrefana. Ilay Grika atao hoe Ptôlemeôsy no nniresaka azy ireo voalohany teo amin' ny sarintany Germania Magna tamin' ny taonjato faha-2 taor JK. Napetrany tany atsimo-andrefan' i Jutland ny tanin' izy ireo, izay mifanitsy amin' i Holstein ankehitriny, izay toa niitatra nankany atsimo sy andrefana.