SARS-CoV-2

Avy amin'i Wikipedia
SARS-CoV-2

Ny SARS-CoV-2 no otrikaretina tompon' andraikitra amin' ny Covid-19. Io anarana io dia fanafohezana ny teny anglisy hoe Severe Acute Respiratory Syndrome Coronavirus 2 ("kôrônavirosy 2 an' ny aretin' ny taovam-pisefoana mahery vaika", raha adika amin' ny teny malagasy). Ity kôrônavirosy izay tena miteraka aretina ity dia hita tamin' ny Desambra 2019 tao an-tanànan' i Wuhan (faritanin'  i Hubei, ao Sina).

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]