Rova Antsahadita

Avy amin'i Wikipedia

Ny Rovan'Antsahadita dia mivily mianan-tsimo raha vao afaka ny tetezana Ampitatafika (Tana 102) ary miala 8km rehefa tonga eo amin'ny tanàna atao hoe: Alatsinainy Ambazaha. Tao no nametrahan'i Andrianampoinimerina ny vadiny atao hoe RABODIZAFIMANJAKA izay mbola milevina ao hatramin'izao.