Rio Tocantins
Apparence
Rio Tocantins dia renirano breziliana manan-danja izay miainga ao amin'ny fanjakan'i Goiás sy ao Pará.
Jeografia
[hanova | hanova ny fango]Taorian'ny fihaonan'ny renirano Rio Maranhão (renirano) sy Rio Paranã, dia nahazo ny anarana hoe Rio Tocantins izy io. . Rehefa avy nandeha 2 600 km izy io, dia mikoriana mankany amin’ny ranomasimbe Atlantika, tsy lavitra ny vavan’i Amazonia, any atsinanan’ny saikinosy Marajó.
Jereo Koa
[hanova | hanova ny fango]
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Rio Tocantins |