Repoblika Entim-Bahoakan' i Kôngô

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Sainam-pirenen' ny Repoblika Entim-Bahoakan' i Kôngô.

Ny Repoblika Entim-Bahoakan' i Kôngô izay repoblika faharoan' io firenena io dia fitondrana ara-pôlitika tao Kôngô-Brazzaville tamin' ny 31 Desambra hatramin' ny 15 Marsa 1992. Taorian' ny taona 1992 dia niova anarana ho Repoblikan' i Kôngô fotsiny ilay firenena. Antoko tokana no nitantana an' io repoblika io, dia tsy iza izany fa ny Parti congolais dy travail, izay manam-pirehana marksista-leninista.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Sairin-tanin' ny Repoblika Entim-Bahoakan' i Kôngô.