Rede Globo

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Globo logo and wordmark.svg

Rede Globo dia tambajotran-tserasera fahitalavitra malalaka any Brezila, natombok'ilay tompona haino aman-jery Roberto Marinho ny 26 aprily 1965. An'ny mpiara-miasa amin'ny media Grupo Globo, izay manana ny lehibe indrindra amin'ny fananany. Globo no tambajotran-tserasera fahitalavitra lehibe indrindra any Amerika Latina ary tambajotra fahitalavitra faharoa lehibe indrindra eto an-tany ao ambadiky ny tambazotranà fahitalavitra ABC Amerika[1] ary mpamokatra telenovelas lehibe indrindra. [6] Izany rehetra izany dia mampalaza an'i Globo ho iray amin'ireo tambajotram-pahitalavitra manan-danja indrindra manerantany ary Grupo Globo dia iray amin'ireo vondrona media lehibe indrindra.[2]

References[hanova | hanova ny fango]

  1. Rede Globo se torna a 2ª maior emissora do mundo (in Portuguese). O Fuxico. archived from the original on 2012-05-14 Retrieved on 22 May 2012.
  2. Rede Globo. (2017). Retrieved from https://brazil.mom-rsf.org/en/media/detail/outlet/rede-globo/