Ratra vokatry ny tifi-basy
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny ratra vokatry ny tifi-basy dia ratra azo avy amin'ny bala atifitry ny basy.[1] Izany ratra izany dia hita matetika eny amin'ny ady basy, fanatanja-tenan'ny sivily, ary amin'ny heloka bevava[2]. Tsindraindray dia mahafaty na mitarika voka-dratsy mandritry ny ela ny ratra vokatry ny tifi-basy, araka ny faritra isian'ilay ratra.
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Tsiahy[hanova | hanova ny fango]
|