Rajall

Avy amin'i Wikipedia

RAJALL dia anarana azo avy @ sedram-piainana andavanandro raha hoe: "RAha niJALy Loatra" nafohiziny io ka natao hoe:RAJALL. Nentina an-kira ny tantara, ka natao anaran-tarika sy ho theme @ hira izay mivoaka ny tara-kevitra momba ny fijaliana sns...

Natosiky vintana ka afaka bacc ny 2010, Ka niala tao Ambatondrazaka t@ io taona io hanohy fianarana eto Antananarivo. Tsy dia ande hihira loatra no anton-dia fa ianatra, fa noho ny sedram-piainana maro nianjady dia natosiky ny aingam-panahy t@ farany...

Ny mozika[hanova | hanova ny fango]

Mora foronina fa sarotra ny mamaoka azy. Mandany vola sy fotoana, fa tombony t@ RAJALL ny fananana namana Musicien maro sy Arrangeur. Vazo miteny mifangaro variété no gadona natao, noho ny vazo miteny mbola vitsy mpanao ao Alaotra...