Aller au contenu
Menu principal
Menu principal
déplacer vers la barre latérale
masquer
Fikarohana
Fandraisana
Wikipedia finday
Pejy rehetra
Pejy vaovao
Takelaka kisendra
Fikambanana
Toerana iraisana
Toerana iombonana
Non-malagasy speakers
Handray anjara
Fampidirana
Fiovana farany
Ny vaovao
Handefa takelaka
Kianjam-pasika
Fanoroana sy fitsipika
Renipejy
Fototra dimy
Fanamboarana takelaka
Tadiavo
Tadiavo
Fanomezana
Apparence
Hamorona kaonty
Hiditra
Fitaovana manokana
Hamorona kaonty
Hiditra
Pages pour les contributeurs déconnectés
en savoir plus
Fandraisan'anjara
Pejin-dresaka
Manova an'i
Presbiterianisma
Ajouter des langues
Lahatsoratra
dinika
Malagasy
Hamaky
Ovaina
Hanova ny fango
Hijery ny tantara
Fitaovana
Outils
déplacer vers la barre latérale
masquer
Actions
Hamaky
Ovaina
Hanova ny fango
Hijery ny tantara
Général
Pejy mirohy eto
Novaina
Handefa rakitra
Pejy manokana
Fampahalalana mikasika ny pejy
Obtenir l'URL raccourcie
Télécharger le code QR
Zavatra Wikidata
Amin'ny tetikasa hafa
Apparence
déplacer vers la barre latérale
masquer
Fampitandremana :
Tsy niditra tamin'ny kaontinao ianao. Ho hitan'ny vahoaka ny adiresy IP-nao raha manova inona na inona ianao. Raha
miditra amin'ny kaontinao
ianao dia ho anisan'ny tombontsoa anananao ny fanaovana ny fiovana amin'ny solonanaranao.
Fanamarinana anoherana ny spam.
Aza
fenoina ity!
Ny '''presbiterianisma''' dia endriky ny [[protestantisma|prôtestantisma]] [[Kalvinisma|kalvinista]] izay nivoatra indrindra tao [[Ekôsy]] avy eo tao [[Irlandy]] Avaratra ary tany [[Etazonia]]. Ny fototra ara-teôlôjia dia itoviany amin' ny [[Fiangonana nohavaozina]] rehetra, nefa nampiasaina manokana ny teny hoe ''presbiteriana'' mba hanondroana ireo fiangonana miteny anglisy amin' ny ankamaroany izay anisan' ireo nanaraka ny fombam-pivavahana nolovaina tamin' ny [[Fiangonan' i Ekôsy]]. Ny ankamaroan' ny Kalvinista anglisy, izay atao hoe [[Poritanisma|poritàna]] (anglisy: ''puritans'') amin' ny ankapobeny, dia nitoetra niaraka tao amin' ny [[Fiangonan'i Angletera|Fiangonan' i Angletera]], izay nitandrina ny fiekem-pinoana kalvinista, dia ny [[Fiekem-pinoan' i Westminster]], afa-tsy ireo izay niezaka ny hahazoan' ny Fiangonana fahaleovan-tena tanteraka amin' ny Fanjakana, ka nanjary [[Fiangonana kongregasionalista|kôngregasiônalista]]. Ny ezaka famitana iraka (misiona) hampiely ny Filazantsara dia nandroso tokoa teo amin' ireo Presbiteriana ka nitarika famoronana fiangonana presbiteriana maneran-tany.
Ambangovangony:
Rehefa mitahiry ny fanovana nataonao ianao dia manaiky ny
Fepe-pampiasana
, ary manaiky ny hamela ny fandraisan'anjaranao araka ny
fahazoan-dalana CC BY-SA 4.0
ary ny
GFDL
. Manaiky ihany koa ianao fa fampatsiahivana ampy ny fametrahana URL mankany amin'ny pejy niaviana.
Aoka ihany
Fanoroana
(sokafy anaty takila hafa)
Entités de Wikidata utilisées sur cette page
Presbiterianisma
: Liens de site, Description : mg