Hankany amin'ny vontoatiny

Pôlisy

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Polisy (nasionaly))
Pôlisy miasa

Ny pôlisy dia mpitandro filaminam-bahoaka izay manana andraikitra sy adidy lehibe amin' ny firenena iray, amin' ny fiarovana ny vahoaka sy ny fananany ao anatin' ny filaminana sy ny fitonina. Tafiditra anatin' ny andri-panjakana iray izy satria manana ministera miahy sy miadidy azy manokana ka anisan' ny mampihatra ny lalàna ihany koa.

Pôlisy

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka Tafika ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.